Isaia 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Amin’izany andro izany,+ dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna mahery+ isika, satria ataony manda sy tovon-tany fiarovana ho antsika ny famonjena.+
26 Amin’izany andro izany,+ dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna mahery+ isika, satria ataony manda sy tovon-tany fiarovana ho antsika ny famonjena.+