Deoteronomia 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ampianaro ny zanakao koa izany, ka resaho na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry, na mifoha.+
19 Ampianaro ny zanakao koa izany, ka resaho na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry, na mifoha.+