Mika 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+ Hebreo 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+
2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+
30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+