Genesisy 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka ny tany+ hamoaka zavamananaina* araka ny karazany avy, dia biby fiompy+ sy biby mandady+ ary bibidia+ eny ambonin’ny tany, samy araka ny karazany avy.” Dia nisy izany. 1 Tantara 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Fa zinona moa aho+ ary zinona moa ny vahoakako, no hanana hery hanolorana fanatitra an-tsitrapo toy izao?+ Avy aminao ny zava-drehetra+ ary ny avy amin’ny tananao ihany no nanomezanay anao. Joba 40:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Jereo ny hipopotama,* fa samy nataoko na izy na ianao.Mihinana+ ahi-maitso tahaka ny omby izy.
24 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka ny tany+ hamoaka zavamananaina* araka ny karazany avy, dia biby fiompy+ sy biby mandady+ ary bibidia+ eny ambonin’ny tany, samy araka ny karazany avy.” Dia nisy izany.
14 “Fa zinona moa aho+ ary zinona moa ny vahoakako, no hanana hery hanolorana fanatitra an-tsitrapo toy izao?+ Avy aminao ny zava-drehetra+ ary ny avy amin’ny tananao ihany no nanomezanay anao.