Salamo 69:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hidera ny anaran’Andriamanitra amin’ny alalan’ny hira aho,+Ary hankalaza azy amin’ny fisaorana.+ Salamo 107:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary aoka izy ireo hanolotra sorona fisaorana,+Sy hanambara amim-pihobiana ny asan’Andriamanitra.+ Ohabolana 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tian’i Jehovah mihoatra noho ny sorona ny fanaovana ny marina sy ny rariny.+ Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+ Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+
6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+
15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+