FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy!+

      Ianareo rehetra taranak’i Jakoba, mankalazà Azy!+

      Ary matahora Azy, ianareo rehetra taranak’i Israely.+

  • Salamo 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hisandratra ho ambonin’ny fahavaloko rehetra manodidina ahy aho.+

      Horakora-pifaliana no hatolotro ho sorona ao an-tranolain’Andriamanitra,+

      Ary hihira sy hanandra-peo hidera an’i Jehovah aho.+

  • Romanina 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny fangoraham-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo+ ho sorona+ velona+ sy masina+ ary ankasitrahan’Andriamanitra.+ Izany dia fanompoana masina+ ampiasanareo ny sainareo.+

  • Efesianina 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ary misaora mandrakariva an’Andriamanitra Raintsika amin’ny zavatra rehetra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.+

  • 1 Tesalonianina 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Misaora amin’ny zava-drehetra,+ fa izany no sitrapon’Andriamanitra ny aminareo, eny, ny sitrapony amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.

  • Hebreo 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara