Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hira vaovao no nataony teo am-bavako,Eny, hira fiderana an’Andriamanitsika.+Maro no hahita izany, dia hatahotra,+Ka hatoky an’i Jehovah.+ Salamo 119:120 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 120 Mihoron-koditra aho noho ny fahatahorana anao.+Ary matahotra aho noho ny didim-pitsaranao.+ Malakia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hahita maso izany ianareo, ka hilaza hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah eran’ny faritry ny Israely.”’”+ Apokalypsy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
3 Hira vaovao no nataony teo am-bavako,Eny, hira fiderana an’Andriamanitsika.+Maro no hahita izany, dia hatahotra,+Ka hatoky an’i Jehovah.+
5 Ary hahita maso izany ianareo, ka hilaza hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah eran’ny faritry ny Israely.”’”+
2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+