1 Samoela 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nihorohoro+ ny tao an-toby izay teny ambanivohitra, sy ny olona rehetra tao amin’ilay toby mpitily. Ny mpandroba+ koa aza nihorohoro. Ary nanomboka nihovotrovotra+ ny tany. Avy tamin’Andriamanitra daholo izany.+ 2 Mpanjaka 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nataon’i Jehovah nandre feon’ny+ kalesin’ady sy feon-tsoavaly ary feon’ny tafika lehibe+ mantsy ny olona tao an-tobin’ny Syrianina, ka nifampiresaka hoe: “Nokaramain’ny mpanjakan’ny Israely hamely antsika ireo mpanjakan’ny Hetita+ sy ireo mpanjakan’i Ejipta!”+ Salamo 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raiki-tahotra mafy izy ireo tamin’izay,+Satria i Jehovah no eo anivon’ny taranaka manao ny marina.+
15 Dia nihorohoro+ ny tao an-toby izay teny ambanivohitra, sy ny olona rehetra tao amin’ilay toby mpitily. Ny mpandroba+ koa aza nihorohoro. Ary nanomboka nihovotrovotra+ ny tany. Avy tamin’Andriamanitra daholo izany.+
6 Efa nataon’i Jehovah nandre feon’ny+ kalesin’ady sy feon-tsoavaly ary feon’ny tafika lehibe+ mantsy ny olona tao an-tobin’ny Syrianina, ka nifampiresaka hoe: “Nokaramain’ny mpanjakan’ny Israely hamely antsika ireo mpanjakan’ny Hetita+ sy ireo mpanjakan’i Ejipta!”+
5 Raiki-tahotra mafy izy ireo tamin’izay,+Satria i Jehovah no eo anivon’ny taranaka manao ny marina.+