17 Ary hanameloka anareo tokoa aho, ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary izay mankahala anareo no hampijaly anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+
36 “‘Hasiako tahotra ao am-pon’ny sisa aminareo,+ any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feon’ny ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka toy ny mandositra sabatra izy, ka ho lavo tsy misy mpanenjika.+