FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nolavin’i Jehovah ny taranak’Israely+ manontolo, ka nampahoriny foana sady natolony teo an-tanan’ny mpandroba, ary tamin’ny farany dia nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany.+

  • Salamo 35:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka ho menatra sy ho afa-baraka ireo mifofo ny aiko.+

      Aoka hiverin-dalana sy hangaihay ireo mitetika ny hahatonga loza amiko.+

  • Jeremia 6:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hantsoin’ny olona hoe volafotsy fanary izy ireo,+ satria efa narian’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara