FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona+ koa i Jehovah izay nanavotra+ ny aiko+ ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra,+

  • Salamo 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+

      Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+

  • Salamo 37:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+

      Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+

  • 2 Timoty 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ny Tompo+ ary hamonjy ahy ho amin’ny fanjakany any an-danitra.+ Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara