Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 59:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hitsena ahy ilay Andriamanitra naneho hatsaram-panahy tamiko.+Hataon’Andriamanitra hitako izay manjo ny fahavaloko, ary ho faly aho mijery izany.+ Salamo 91:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hitaza-maso fotsiny ianao,+Ary ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy noho izay nataony.+ Salamo 92:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny masoko ho faly hijery ny fahavaloko,+Ary ny sofiko handre ny fahavoazan’ireo mitsangana hanohitra ahy, dia ireo mpanao ratsy.
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
10 Hitsena ahy ilay Andriamanitra naneho hatsaram-panahy tamiko.+Hataon’Andriamanitra hitako izay manjo ny fahavaloko, ary ho faly aho mijery izany.+
11 Ny masoko ho faly hijery ny fahavaloko,+Ary ny sofiko handre ny fahavoazan’ireo mitsangana hanohitra ahy, dia ireo mpanao ratsy.