Salamo 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitra ô, avoty amin’ny fahoriany rehetra ny Israely.+ Salamo 108:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ampio izahay mba ho afaka amin’ny fahorianay,+Fa zava-poana ny famonjena avy amin’ny olombelona.+