Salamo 62:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Toy ny fofonaina ihany ny zanak’olombelona,+Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+Mbola maivana noho ny fofonaina izy rehetra, raha atao eo ambony mizana.+ Salamo 118:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo mialoka amin’i Jehovah+Toy izay matoky olombelona.+ Salamo 146:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza matoky ny olona ambony+Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+
9 Toy ny fofonaina ihany ny zanak’olombelona,+Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+Mbola maivana noho ny fofonaina izy rehetra, raha atao eo ambony mizana.+