FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy izy anakampo:+ “Efa nanadino Andriamanitra.+

      Efa nanafina ny tavany izy.+

      Tsy ho hitany mihitsy izany.”+

  • Salamo 59:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Miboiboika teny fanevatevana ny vavany,+

      Ary sabatra no eo amin’ny molony.+

      Fa iza moa no handre?+

  • Salamo 94:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Milaza foana izy hoe: “Tsy mahita i Jah,+

      Ary tsy mahalala ny zava-misy ny Andriamanitr’i Jakoba.”+

  • Ezekiela 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy izy tamiko: “Hitanao ve, ry zanak’olona, izay ataon’ny anti-panahin’ny taranak’Israely ao amin’ny maizina,+ dia izay ataon’izy tsirairay ao amin’ireo efitrano anatiny misy ireo sary sokitra? Hoy mantsy izy ireo: ‘Tsy mahita antsika i Jehovah!+ Efa nafoin’i Jehovah ny tanintsika!’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara