1 Samoela 25:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa misy olona manenjika anao ka mifofo ny ainao, dia harovan’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ toy ny fiarovana zava-tsarobidy voafono ao anaty kitapo.+ Fa ny ain’ny fahavalonao kosa hatorany toy ny vato avy eo amin’ny foitran’ny pilotra.+ Asan’ny Apostoly 17:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary isiantsika,+ araka ny voalazan’ny poety sasany+ eo aminareo hoe: ‘Fa naterany koa isika.’
29 Rehefa misy olona manenjika anao ka mifofo ny ainao, dia harovan’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ toy ny fiarovana zava-tsarobidy voafono ao anaty kitapo.+ Fa ny ain’ny fahavalonao kosa hatorany toy ny vato avy eo amin’ny foitran’ny pilotra.+
28 Fa izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary isiantsika,+ araka ny voalazan’ny poety sasany+ eo aminareo hoe: ‘Fa naterany koa isika.’