Salamo 129:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nataon’ny mpiasa tany toy ny tany asaina ny lamosiko,+Ary nohalavainy ny vava asa nataony.” Isaia 51:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Halaiko izany ka hataoko eny an-tanan’ireo manorisory anao+ izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany, mba hiampitanay.’ Tamin’izay dia ny lamosinao no nataonao ho toy ny tany sy lalana ho an’ireo miampita.”+
23 Halaiko izany ka hataoko eny an-tanan’ireo manorisory anao+ izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany, mba hiampitanay.’ Tamin’izay dia ny lamosinao no nataonao ho toy ny tany sy lalana ho an’ireo miampita.”+