FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Vonjeo ny vahoakanao, ary tahio ny lovanao.+

      Aoka ianao ho mpiandry azy ka hitondra azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • 2 Korintianina 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ho aminareo rehetra anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’Andriamanitra, ary enga anie ianareo samy handray soa amin’ny fanahy* masina!+

  • Efesianina 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara