Genesisy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+ 2 Mpanjaka 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 ‘“Hitako ny ran’i+ Nabota sy ny ran’ny zanany lahy+ omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity sombin-tany ity no hampiharako aminao ny famaliana”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, ka atsipazo eo amin’ilay sombin-tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+
10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+
26 ‘“Hitako ny ran’i+ Nabota sy ny ran’ny zanany lahy+ omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity sombin-tany ity no hampiharako aminao ny famaliana”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, ka atsipazo eo amin’ilay sombin-tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+