Nomery 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hampamirapiratra ny tavany aminao anie i Jehovah+ ka ho tsara fanahy aminao!+ Salamo 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Maro no miteny hoe: “Iza no hanao izay hahitantsika zava-tsoa?”Aoka ianao hankasitraka anay,*+ Jehovah ô! Salamo 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ianao hampamirapiratra ny tavanao amin’ny mpanomponao.+Vonjeo aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+ Salamo 119:135 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 135 Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny tavanao,+Ary ampianaro ahy ny fitsipikao.+ Ohabolana 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Midika ho fiainana ny fahazoana sitraka amin’ny mpanjaka,*+ ary toy ny rahona mitondra oran-dohataona ny fankasitrahany.+
6 Maro no miteny hoe: “Iza no hanao izay hahitantsika zava-tsoa?”Aoka ianao hankasitraka anay,*+ Jehovah ô!
16 Aoka ianao hampamirapiratra ny tavanao amin’ny mpanomponao.+Vonjeo aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+
15 Midika ho fiainana ny fahazoana sitraka amin’ny mpanjaka,*+ ary toy ny rahona mitondra oran-dohataona ny fankasitrahany.+