FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany lonaka,+

      Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+

  • Salamo 96:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+

      Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+

      Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+

  • Salamo 98:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga hitsara ny tany izy.+

      Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+

      Ary hitsara ny olona araka ny hitsiny.+

  • Romanina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara