Eksodosy 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+ Salamo 72:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hanavotra ny ain’izy ireo amin’ny fampahoriana sy ny herisetra izy,Ary ho sarobidy aminy ny ran’izy ireo.+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+
14 Hanavotra ny ain’izy ireo amin’ny fampahoriana sy ny herisetra izy,Ary ho sarobidy aminy ny ran’izy ireo.+
7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?