FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hanafika an-drainao any amin’izay toerana azo antoka fa hahitana azy isika,+ ka hirotsaka aminy toy ny ando+ mirotsaka amin’ny tany. Dia tsy hisy hiangana ry zareo, na izy na ny olona rehetra miaraka aminy.

  • Salamo 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô!+

      Asio eo amin’ny valanoranony ny fahavaloko rehetra,+

      Ary ataovy tapatapaka ny nifin’ny ratsy fanahy.+

  • Salamo 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Satria mandroba ahy ny ratsy fanahy!

      Manodidina ahy ny fahavalo izay mitady hamely ahy.+

  • Salamo 59:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Afaho tsy ho azon’ny fahavaloko aho, ry Andriamanitro ô!+

      Hiaro ahy amin’ireo mitsangana hanohitra ahy anie ianao!+

  • Salamo 140:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Arovy tsy ho azon’ny tanan’ny ratsy fanahy aho, Jehovah ô!+

      Ianao anie hiaro ahy amin’ny olona mahery setra,+

      Izay mitetika ny hamingana ahy!+

  • Matio 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy,+ fa manafaha anay amin’ilay ratsy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara