Genesisy 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivoaka nitondra mofo sy divay+ i Melkizedeka,+ mpanjakan’i Salema+ sady mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra.+ Hebreo 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Io Melkizedeka io ilay mpanjakan’i Salema, sy mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+ ary izy ilay nitsena an’i Abrahama niverina avy nandresy mpanjaka maro, ka nitso-drano azy,+
18 Ary nivoaka nitondra mofo sy divay+ i Melkizedeka,+ mpanjakan’i Salema+ sady mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra.+
7 Io Melkizedeka io ilay mpanjakan’i Salema, sy mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+ ary izy ilay nitsena an’i Abrahama niverina avy nandresy mpanjaka maro, ka nitso-drano azy,+