Salamo 97:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nohazavain’ny tselatra nalefany ny tany lonaka.+Nahita izany ny tany ka nanaintaina mafy.+ Habakoka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy ny hazavana+ ny famirapiratany. Tara-pahazavana roa no avy teo amin’ny tanany, ary teo no niafenan’ny heriny.+
4 Toy ny hazavana+ ny famirapiratany. Tara-pahazavana roa no avy teo amin’ny tanany, ary teo no niafenan’ny heriny.+