Salamo 71:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Andriamanitra ô, aza mahafoy ahy, mandra-pahantitro sy mandra-pahafotsin’ny voloko,+Mandra-pilazako amin’ny taranaka manaraka fa mahery ny sandrinao,+Ary mandra-pilazako amin’ny taranaka ho avy rehetra ny fahatanjahanao.+ Salamo 102:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Soratana ho an’ny taranaka ho avy izany.+Ary hidera an’i Jah ny firenena mbola hoforonina.+
18 Andriamanitra ô, aza mahafoy ahy, mandra-pahantitro sy mandra-pahafotsin’ny voloko,+Mandra-pilazako amin’ny taranaka manaraka fa mahery ny sandrinao,+Ary mandra-pilazako amin’ny taranaka ho avy rehetra ny fahatanjahanao.+