22 Rehefa niakatra nankany Negeba+ izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Nonina tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izay samy terak’i Anàka.+ Fito taona talohan’i Zoana+ any Ejipta no efa voaorina i Hebrona.+
11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Hadalana ny torohevitra omen’ny olon-kendry+ mpanolo-tsain’i Farao. Koa ahoana no hilazanareo amin’i Farao hoe: “Zanaky ny olon-kendry aho sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?