FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fofonain’ny vavoronao+ no nampivangongo ny rano.

      Dia tsy nihetsika ny rano, ka tonga toy ny tohodrano lehibe.

      Nivaingana teo afovoan’ny ranomasina ny rano manonja.

  • Salamo 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Angoniny ny ranomasina, toy ny hoe asiany fefy manodidina,+

      Ary ny rano manonja dia ataony anaty trano fitehirizana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara