20 Koa nanjary teo anelanelan’ny Ejipsianina sy ny Israely ny andry rahona,+ ka ny lafiny iray dia rahona sy haizina, fa ny lafiny iray kosa nirehitra foana nanazava ny alina.+ Ary tsy nifanatona ireo toby roa nandritra ny alina manontolo.
29 Finoana no niampitan’izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny hoe nandia tany maina.+ Fa natelin’ny rano+ kosa ny Ejipsianina rehefa sahisahy nandeha teo.