FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Handroaka firenena maro ianareo, ary tokony horavanareo tanteraka+ ny toerana rehetra nanompoany ny andriamaniny, na teny amin’ny tendrombohitra avo sy havoana izany, na teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+

  • Mpitsara 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa aza manao fifanekena amin’ny mponin’ity tany ity,+ fa arodano kosa ny alitarany.’+ Tsy nihaino ny feoko anefa ianareo.+ Fa maninona ianareo no nanao an’izany?+

  • 1 Mpanjaka 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.

  • Ezekiela 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Kanefa nentiko tany amin’ilay tany+ efa nananganako tanana sy nianianako homena azy ihany izy ireo.+ Isaky ny nahita havoana avo+ sy hazo maro rantsana anefa izy ireo, dia nanolotra sorona+ sy fanatitra mahatezitra teny amin’ireny. Teny koa izy ireo no nanolotra hanitra mampitony,+ ary teny izy ireo no nandraraka fanatitra zava-pisotro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara