Salamo 37:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manatsoaka sabatra ny ratsy fanahy, sady mamatotra ny tadin-tsipìkany,+Mba handavoana ny ory sy ny mahantra,+Ary hamonoana an’ireo manao izay mahitsy.+
14 Manatsoaka sabatra ny ratsy fanahy, sady mamatotra ny tadin-tsipìkany,+Mba handavoana ny ory sy ny mahantra,+Ary hamonoana an’ireo manao izay mahitsy.+