Eksodosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary tamin’ny andro fahatelo, nony maraina ny andro, dia nisy kotroka sy tselatra+ ary rahona matevina+ teo ambonin’ny tendrombohitra, sady nisy feon’anjombona naneno mafy be.+ Koa nangovitra ny rehetra tao an-toby.+ Eksodosy 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nihamafy hatrany ny feon’anjombona, dia niteny i Mosesy ary namaly azy tamin’ny feo mafy Andriamanitra.+ Hebreo 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 sy trompetra+ maneno, ary feon’ny teny.+ Rehefa nandre izany feo izany ny vahoaka, dia nitalaho mba tsy hisy teny holazaina aminy intsony.+
16 Ary tamin’ny andro fahatelo, nony maraina ny andro, dia nisy kotroka sy tselatra+ ary rahona matevina+ teo ambonin’ny tendrombohitra, sady nisy feon’anjombona naneno mafy be.+ Koa nangovitra ny rehetra tao an-toby.+
19 Rehefa nihamafy hatrany ny feon’anjombona, dia niteny i Mosesy ary namaly azy tamin’ny feo mafy Andriamanitra.+
19 sy trompetra+ maneno, ary feon’ny teny.+ Rehefa nandre izany feo izany ny vahoaka, dia nitalaho mba tsy hisy teny holazaina aminy intsony.+