Eksodosy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany. Deoteronomia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+
6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+