Salamo 87:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hambarako ho isan’ireo mahalala ahy i Rahaba+ sy Babylona.+Hoy aho momba an’i Filistia+ sy Tyro ary Kosy:“Samy teraka tany Ziona ireo.”+ Galatianina 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa nanenjika an’ilay nateraka araka ny fanahy ilay nateraka araka ny nofo+ tamin’izany fotoana izany. Dia tahaka izany koa ankehitriny.+
4 Hambarako ho isan’ireo mahalala ahy i Rahaba+ sy Babylona.+Hoy aho momba an’i Filistia+ sy Tyro ary Kosy:“Samy teraka tany Ziona ireo.”+
29 Fa nanenjika an’ilay nateraka araka ny fanahy ilay nateraka araka ny nofo+ tamin’izany fotoana izany. Dia tahaka izany koa ankehitriny.+