FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 132:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah,+

      Ka tsy hivadika amin’ny teniny mihitsy.+ Eny, efa nianiana izy hoe:

      “Izay aloaky ny kibonao+

      No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+

  • Jeremia 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hanompo an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ary hanompo an’i Davida mpanjakany+ izay notendreko hitondra azy.”+

  • Ezekiela 34:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ ka hanome hanina an’ireny izany mpiandry izany, dia i Davida mpanompoko.+ Izy no hanome hanina azy ireo ary izy no ho mpiandry azy ireo.+

  • Hosea 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aorian’izay, dia hiverina ny zanak’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Ary hangovitra izy ireo hanatona an’i Jehovah+ sy ny hatsaran-toetrany, any am-parany.+

  • Jaona 7:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Fa angaha moa ny Soratra Masina tsy nilaza an’i Kristy ho avy amin’ny taranak’i Davida,+ avy any Betlehema,+ tanàna kely nonenan’i Davida?”+

  • Asan’ny Apostoly 2:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Mpaminany izy ary nahalala fa nianiana taminy Andriamanitra hoe ny taranany no hapetrak’Andriamanitra eo amin’ny seza fiandrianany.+ Araka izany, dia

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara