Genesisy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+ Salamo 146:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+
6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+