FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izy no manangana ny olona ambany hiala amin’ny vovoka,+

      Ary avy ao amin’ny lavaka misy lavenona no ampiakarany ny mahantra,+

      Mba hametrahany azy miaraka amin’ny olona ambony. Ary seza fiandrianana be voninahitra+ no omeny azy ireo ho fananany.+

      Fa an’i Jehovah ny fototry ny tany,+

      Ary apetrany eo ambonin’izany ny tany lonaka.

  • 1 Tantara 16:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Matahora* azy, ry mponin’ny tany manontolo!

      Mafy orina ny tany lonaka,

      Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay.+

  • Salamo 89:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anao ny lanitra,+ ary anao koa ny tany.+

      Ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy,+ dia ianao no nanao azy.+

  • Jeremia 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izy no Mpanao ny tany, ary tamin’ny heriny no nanaovany azy.+ Izy koa no nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+ ary Izy no namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara