FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 93:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mafy orina hatramin’ny ela be ny seza fiandriananao,+

      Efa nisy hatrizay hatrizay ianao.+

  • Isaia 40:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+

  • Isaia 45:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Mitadiava ahy dia ho voavonjy+ ianareo rehetra any amin’ny faran’ny tany, fa izaho no Andriamanitra, ary tsy misy hafa.+

  • Jeremia 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+

  • Habakoka 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy efa nisy hatramin’ny taloha be ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao, Andriamanitro ô,+ Ilay Masina ivavahako. Hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy, Jehovah ô, ary hananatra+ no nanorenanao azy, ry Vatolampy+ ô!

  • 1 Timoty 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.

  • Apokalypsy 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+

  • Apokalypsy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe:

      “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara