Salamo 121:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no hiambina anao tsy hahita loza.+Eny, hiambina anao izy.+ Ohabolana 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy hisy zava-doza hanjo ny marina,+ fa ho maro be kosa ny loza hanjo ny ratsy fanahy.+