Deoteronomia 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hesorin’i Jehovah tsy ho eo aminao tokoa ny aretina rehetra. Ary tsy hisy hataony mahazo anao ny areti-mandoza rehetra tany Ejipta izay efa fantatrao,+ fa izay rehetra mankahala anao kosa no hataony azon’izany. Hebreo 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany voalazan’ny fampanantenana, ka toy ny tany an-tanin’olona+ izy, ary nitoetra an-tranolay+ izy niaraka tamin’i Isaka+ sy Jakoba,+ mpiara-mandova aminy an’io fampanantenana io.+
15 Hesorin’i Jehovah tsy ho eo aminao tokoa ny aretina rehetra. Ary tsy hisy hataony mahazo anao ny areti-mandoza rehetra tany Ejipta izay efa fantatrao,+ fa izay rehetra mankahala anao kosa no hataony azon’izany.
9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany voalazan’ny fampanantenana, ka toy ny tany an-tanin’olona+ izy, ary nitoetra an-tranolay+ izy niaraka tamin’i Isaka+ sy Jakoba,+ mpiara-mandova aminy an’io fampanantenana io.+