Mpitsara 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho faty toy izany koa anie ny fahavalonao rehetra,+ Jehovah ô!Fa izay tia anao+ kosa ho tahaka ny masoandro mibaliaka.”+ Ary tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona.+
31 Ho faty toy izany koa anie ny fahavalonao rehetra,+ Jehovah ô!Fa izay tia anao+ kosa ho tahaka ny masoandro mibaliaka.”+ Ary tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona.+