Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 91:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hitaza-maso fotsiny ianao,+Ary ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy noho izay nataony.+ Salamo 112:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy miovaova ny fony,+ ary tsy hatahotra izy.+ע [Aina]Ho faly hahita izay hanjo ny fahavalony izy.+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
8 Tsy miovaova ny fony,+ ary tsy hatahotra izy.+ע [Aina]Ho faly hahita izay hanjo ny fahavalony izy.+