FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Avelao hipoaka ny fahatezeranao,+

      Ary jereo izay manambony tena ka ampietreo.

  • Salamo 31:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Aoka ho tia an’i Jehovah ianareo rehetra tsy mivadika aminy.+

      Arovan’i Jehovah ny olona mendri-pitokisana,+

      Fa mafy dia mafy kosa no avaliny an’izay mirehareha.+

  • 1 Petera 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara