FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka.

  • Salamo 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+

      Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+

  • Ohabolana 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny ratsy fanahy kosa ho ringana tsy ho amin’ny tany,+ ary ny mpivadika hesorina tsy ho amin’ny tany.+

  • Ohabolana 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+

  • 2 Tesalonianina 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa marina tokoa ny an’Andriamanitra raha mamaly fahoriana an’izay mampahory anareo izy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara