1 Samoela 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho avy ny andro+ tsy maintsy hahafatesany, na hidina any an’ady+ izy ka ho faty.+ Salamo 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihady lavaka izy ka mangady azy,+Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+ Ohabolana 26:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izay mihady lavaka ihany no hilatsaka ao,+ ary izay manakodia vato ihany no hikodiavany.+
10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho avy ny andro+ tsy maintsy hahafatesany, na hidina any an’ady+ izy ka ho faty.+