Salamo 93:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 93 Lasa mpanjaka i Jehovah!+Mitafy fahamboniana izy,+Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+ Salamo 97:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 97 Lasa mpanjaka i Jehovah!+ Aoka hifaly ny tany.+Aoka hiravoravo ny nosy maro.+ Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+ Apokalypsy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+
93 Lasa mpanjaka i Jehovah!+Mitafy fahamboniana izy,+Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+
15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+
6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+