Salamo 72:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hisy olom-peheziny hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,+Ary hatrany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.* Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+
8 Hisy olom-peheziny hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,+Ary hatrany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+
2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*
15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+