FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mahery dia mahery ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+

      Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+

  • Salamo 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ka hilaza hoe: “Izaho efa nametraka ny mpanjakako+

      Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”+

  • Salamo 110:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:

      “Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+

  • Isaia 52:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nampiharihary ny sandriny masina teo anatrehan’ny firenena rehetra i Jehovah,+ ary hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+

  • Isaia 59:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitany fa tsy nisy olona sahy nijoro, ary gaga izy fa tsy nisy nisalovana.+ Nanao famonjena ho an’ny tenany ny sandriny, ary ny fahamarinany ihany no nanohana azy.+

  • Isaia 63:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nijery foana aho, fa tsy nahita mpanampy. Dia gaga aho fa tsy nisy nanome tanana ahy.+ Koa ny sandriko no nampiasaiko hamonjena,+ ary ny fahavinirako+ no nanampy ahy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara