Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany lonaka,+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Salamo 96:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+ Asan’ny Apostoly 17:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 satria izy efa nanondro andro iray izay kasainy hitsarana+ ny tany onenana, eny, hitsarany azy araka ny marina amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nomeny antoka ny amin’izany ny olona rehetra tamin’ny nananganany+ azy io tamin’ny maty.”
10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+
31 satria izy efa nanondro andro iray izay kasainy hitsarana+ ny tany onenana, eny, hitsarany azy araka ny marina amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nomeny antoka ny amin’izany ny olona rehetra tamin’ny nananganany+ azy io tamin’ny maty.”