Salamo 66:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manjaka amin-kery mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Mandinika an’ireo firenena ny masony.+Ary aoka tsy hanandra-tena ireo be di-doha.+ Sela. Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+ Salamo 97:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+
7 Manjaka amin-kery mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Mandinika an’ireo firenena ny masony.+Ary aoka tsy hanandra-tena ireo be di-doha.+ Sela.
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+
9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+